ANDRO NIAKARANA (Fandraisana Katekomena)

30 mai 2019 | 12:00 - 11:59
Efa fiainan’ny Fiangonana nandritra ny roa taona izao ny mankalaza an’Andriamanitra amin’ny fahatsiarovana ny andro niakaran’ny Tompo tahaka izao dia manasa anao hiara-miombom-bavaka amin’ny fanompoam-pivavahana fidirana tokana amin’ny 08 ora sy sasany.
Vakio ny tohiny →

Andron’ny Sampana Lehilahy Kristiana

12 mai 2019 | 01:00 - 11:59
Io andro io no Fanombohan’ny Fankalazana ny faha-20 taona niorenany teto amin’ny fiangonana.
Vakio ny tohiny →

ANDRON’NY SAMPANA DORKASY

28 avr 2019 - 29 avr 2019 | 12:00 - 11:59
Fanompoam-pivavahana miditra amin’ny 06 ora sy sasany maraina sy amin’ny 09 ora sy sasany! Ny hariva, Fiderana an’Andriamanitra miaraka amin’ireo Sampana sy rantsana velona ato amin’ny Fiangonana.
Vakio ny tohiny →